|
|
|
|

Entry1  vaky barara
Elementary words  2  vaky, 3  barara
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga
Jereo bantsilana [1.1]
Explanations in English  6  confounded by the evidence [1.7]
Explanations in French  7  mis à découvert [1.8]
Examples  8  vaky barara ny laingany! [2.587]
9  Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra. [2.470]

Anagrams  10 vakibarara, 11 vaky barara

Updated on 2025/09/12